- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozambika : Resaka momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka

Sokajy: Mozambika, Zon'olombelona

Ny mpiblaogy Carlos Serra dia mitatitra ao amin'ny blaogy Diário de um Sociólogo ny fivoriana izay notanterahina tany Mozambika momba ny famonoana vokatry ny fitsaram-bahoaka izany hoe famonoana « tsy misy fitsarana ara-drariny » [1] [lynchage]. Ny blaogy UDS [Unidade de Diagnóstico Social] [2] no mivoy izany fifanakalozan-kevitra izany.

Paula Góes [3]