- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kamerona : 25 taona nitondrana

Sokajy: Kamerona, Politika

Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney [1] :

« When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break away from, and put an end to the clientelist policies of the Ahidjo era…»

« Fony voafidy ho filoham-pirenena tamin'ny 6 Novambra 1982 i Paul Biya dia ohatry ny tapak'hevitra izy ny hampiato ny pôlitikan'ny akamakama sy kiantranoantrano izay nanjaka nandritra ny fitondran'i Ahidjo … [filoha nodimbiasiny] »

Ndesanjo Macha [2]