- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ghana : « Outsourcing » hoan'i Afrika

Sokajy: Ghana, Toekarena sy Fandraharahàna, Vehivavy sy Miralenta

Ny blaogy The Big Change dia mitatitra mikasika an-dRamatoa Estelle Akofio-Sowah mpandraharaha Ghaniana [1] :

« The Internet-provider business that she launched in Accra in 2001 has gone on to become one of Africa’s most important “incubators” of new web-based companies in both Ghana and beyond, helping create badly needed jobs and promoting development »

« Ny tolotra Internet izay noforoniny tany Accra tamin'ny taona 2001 dia mizotra hanjary isan'ny manan-danja indrindra amin'ireo “mpampikotrika” orinasa mitrandraka ny aterineto any Ghana sy any ivelany, izay manampy amin'ny famoronana ireo asa tena ilaina [amin'ny sehatra aterineto] sy fanapariahana koa ny fampandrosoana »

[Tena zanaky ny fanatontoloana ny « Outsourcing » : fanatanterahana any ivelan'ny orinasa ampahana asa ilaina ho fampandehanana ny orinasa. Tsy misy fetrany ara-pahalavirana ny Outsourcing fa mitaky kosa sehatra serasera matanjaka mba ho lavorary ny fifandraisan'ny roa tonta]

Ndesanjo Macha [2]