- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran : Taratasy fangatahana any amin'i Yahoo

Sokajy: Iràna, Media sy Fanoratan-gazety

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia nanoratra taratasy fangatahana any amin'i Yahoo [1] [Farsi] :

« Yahoo mail has recently removed “Iran” from the list of world countries in its signup page! We, therefore, ask Yahoo! to add Iran to the mentioned list again. »

« Nesorin'ny vohikala Yahoo mail vao tsy ela tao amin'ny lisitr'ireo firenena isafidianana mandritra ny fisoratana anarana i “Iran” ! Noho izany, dia mangataka izahay ny hamerenana indray an'i Iran ho isan'ny lisitra indray.  »

[Ity dia mbola tohin'ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Ary lasa aiza i Iran ao amin’i Yahoo ? [2]]

Hamid Tehrani [3]