- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Afrikana Tatsimo lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra

Sokajy: Afrika Atsimo, Fanatanjahantena

Ny mpiblaogy Nich Harambous dia velon-dera ny mpilalao baolina lavalava Bryan Habana izay lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra [1] :

« The man is pure brilliance. He equalled Jona Lomu’s RWC record for tries scored (8) and definitely made his mark as one of South Africa’s all time great wingers and rugby players. »

« Famirapiratana ranoiray ny an-dralehilahy. Nosahalainy ny marik'isa avo indrindra izay notanterahin'i Jona Lomu [kalazalahy Neo-Zelandey] mandritra ny fiadiana ho tompo-daka eran-tany taranja baolina lavalava (8), izy dia namela marika amin'ny maha isan'ireo ngezalahin'ny « ailiers » [mpanafika] sy mpilalao baolina lavalava Afrikana Tatsimo azy. »

Ndesanjo Macha [2]