- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Japàna : Mofo am-by-fotsy

Sokajy: Japana, Sakafo, Toekarena sy Fandraharahàna

I Lee dia manoratra ao amin'ny blaogy Tokyo Times [Anglisy] lahantsoratra mikasika itony mofo anaty boaty vy-fotsy amidin'itony fivarotana mivarotra hoazy [tsy misy mpivarotra] any Japàna itony [1].

Oiwan Lam [2]