- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arabia Saodìta : Tsaratsara kokoa raha vehivavy

Sokajy: Arabia Saodita, Vehivavy sy Miralenta, Zavakanto & Kolontsaina

Rasheed mpiblaogy monina any Arabia Saodìta dia manazava [1] [Anglisy] fa aleo lavidavitra kokoa aza vehivavy ny tena, raha miditra itony magazaibe midadasika any Arabia Saodita itony, nohon'ny fampiharana ny lalàna manokana hoan'ny « mpianakavy ihany » ireny toeram-pivarotana ireny rehefa tonga ny hariva.

Amira Al Hussaini [2]