- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Miharatsy ny tsy fahampiana ara-tsakafo any Zimbabwe

Sokajy: Afrika Mainty, Zimbaboe, Sakafo

Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian'ny ara-tsakafo any Zimbabwe [1]: Ny ankabeazan'ny fianakaviana any Harare, izay misy mponina efa ho roa tapitrisa, dia miaina amin'ny sakafo iray isan'andro ary miha-betsaka ny tsy fahampiana ara-tsakafo ao amin'ny renivohitra zimbabweana, hoy ny manampahaizana ara-tsakafo tamin'ny atalata teo.

Ndesanjo Macha [2]