Tantara tamin'ny 10 Oktobra 2007
Miharatsy ny tsy fahampiana ara-tsakafo any Zimbabwe
Dzimba dia mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Zimbabwe online momba ny fiharatsian'ny ara-tsakafo any Zimbabwe : Ny ankabeazan'ny fianakaviana any Harare, izay misy mponina efa ho roa tapitrisa, dia miaina amin'ny...