Ny tranokala Birmana Underground [anglisy] dia namoaka tantaran'olona anankiray monina any Birmania, manoritra ny zava-nitranga tany [1] hatramin'ny fiatoan'ny fifandraisana amin'ny aterineto. Manazava ny raki-tsary [2] nandeha tamin'ny CNN androany 3 oktobra kosa i Yangon Thu mampiseho ny famoretana tany Mianomara.
Preetam Rai [3]