Tantara tamin'ny 04 Oktobra 2007
Mianomara, Fijery avy ao Anatiny
Ny tranokala Birmana Underground [anglisy] dia namoaka tantaran'olona anankiray monina any Birmania, manoritra ny zava-nitranga tany hatramin'ny fiatoan'ny fifandraisana amin'ny aterineto. Manazava ny raki-tsary nandeha tamin'ny CNN androany 3 oktobra kosa i Yangon Thu...
Nilamina ny Fifidianana teto Madagasikara saingy matroky ny fahavitsian’ny mpifidy sy ny hosoka.
Fandresena miezinezina no azon’ny antoko politikan’ny filoha Ravalomanana Tiako i Madagasikara (TIM) raha nahatafiditra depiote 106 amin’ny 127 iadiana izy na dia vitsy dia vitsy aza ny nifidy azy: 19.42%...