Takelaka fisoratana ho an'ireo mpandika teny

Raha tsy voadika amin'ny fiteninao ity takelaka ity, fidio etsy ankavanan'ny lahatsoratra izay teny tadiavina. Ny vondrom-piarahamonin'ireo mpandika teny no ahafahanay manolotra lahatsoratra ho an'ireo mpamaky erantany amin'ny alàlan'ny fandikàna azy ireny avy any amin'ny fiteny Anglisy na teny hafa ho amin'ny fiteny hafa marobe, noho ny fisian'ireo mpandika teny … Continue reading Takelaka fisoratana ho an'ireo mpandika teny