Fakàna tahàka ny fanao tsy liberaly: Ny fanafihan'ny fanjakàna Kyrgyz ny media, mpanao gazety ary bilaogeraMiatrika fanafihana, fiampangàna sy fanenjehana ara-pitsaràna marobe ireo mpanao gazetyMpanoratra Arzuu Sheranova Nandika Ornella28 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor : Fahafaha-miditraTsonga iray avy amin'ny fikarohan'ny Advox momba ny "Fahafaha-miditra"Mpanoratra Advox Nandika Sylvia Aimée25 Jona 2023
Kaonty fako sy ny fifidianana filoham-pirenena any KazakhstanNavitrika tamin'ny fanentanam-pifidianana an'i Tokayev tamin'ny Novambra 2022 ny kaonty faikanyMpanoratra Sofya Du Boulay Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson19 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor : KirgizistanaTsonga iray avy amin'ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao KirgizistanaMpanoratra Arzuu Sheranova Nandika avylavitra09 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor : KenyaTsonga iray avy amin'ny fikarohan'ny Advox momba ny tsirefesimandidy nomerika ao KenyaMpanoratra Chepkoech Rotich Nandika avylavitra06 Jona 2023
Tatitra Unfreedom Monitor: KabaryTsonga navoakan'ny fikarohana Advox momba ny fahalalaham-pitenenanaMpanoratra Kudzai Chimhangwa Nandika Andriamifidisoa Zo02 Jona 2023