Ao amin'ny vohitra nepaley iray, sahirana ny mponina hampifandrindra ny vaninandro maoderina sy ny fombandrazana fanaovana asatànanaEzahan'ny tanora ny hamelona indray ny asatànana fanamboarana tavoara vita amin'ny volobeMpanoratra Sanjib Chaudhary Nandika Miora26 Novambra 2024
Nepaley marobe no voafitaka hiditra tao amin'ny tafika Rosiana"Tena tahaka ny hoe tantara foronina ilay izy, ary mety tsy hino izany ny olona."Mpanoratra Nepali Times Nandika Andriamifidisoa Zo26 Novambra 2024
Surya Subedi, Nepaley natolotra hahazo ny loka Nobel, miteny momba ny lalàna, zon'olombelona sy ny fandriam-pahalemana erantany"Nataoko ho iraka ifantohako ny hanampy hanamaivana ny fijalian'ny olona maerana izao tontolo izao"Mpanoratra Sangita Swechcha Nandika avylavitra05 Novambra 2024