Yerba mate: Dite zanatany any Amerika Atsimo, avy any Paragoay ka hatrany SyriaManana tantara lava sy iraisam-pirenena ny "Yerba mate"Mpanoratra Rowan Glass Nandika Miora25 Novambra 2024
Fahafinaretana isanandro ho an-dry zareo Bangladeshis ny dite, na zava-tsarotra goavana aza no atrehan'ireo mpiasa eny amin'ny toeram-pambolenaRavin-dite manta no ampiarahan'ireo mpiasa amin'ny sakafon-dry zareo eny am-pambolenaMpanoratra পান্থ রহমান রেজা (Pantha) Nandika (en) i Rezwan, avylavitra19 Jona 2024
Dite Quetta ve? Eny, azafady!Ny fomba nielezan'ny lazan'ny dite Quetta tao PakistànaMpanoratra R Umaima Ahmed Nandika Miora18 Jona 2024
Mihoatra lavitra noho ny maha-zavapisotro fanàla hetaheta fotsiny azy ny dite ho an'ireo Jamaikàna maroMampifamatotra ny Jamaikàna amin'ireo razambeny ny diteMpanoratra Emma Lewis Nandika Candy03 Jona 2024
Mikatsaka ny hiaro ny kava lasa nahazo laza maneran-tany ireo vondrom-piarahamonina PasifikaAmbolena any Etazonia ihany koa ny kava ankehitriny Mpanoratra Mong Palatino Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson02 Jona 2024
Fahasamihafan-kolontsain-dite ao Azerbaijan sy TorkiaMitoetra eo amin'ny ravin-dite sy ny taharony ny fahasamihafanaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Andriamifidisoa Zo27 Mey 2024
Chai? Tea? Ahoana no fisotroan-dry zareo Indiàna ny dite-ny?Fintina fohy momba ny fisotro dite ao IndiaMpanoratra Ameya Nagarajan Nandika Imanoela Fifaliana23 Mey 2024
Dite miboiboika (Bubble tea): In-dray migoka avy any Taiwan lasa zava-malaza manerantanyTranga iray mahaliana momba ilay zava-pisotro manam-piaviana avy any TaiwanMpanoratra Yanne C. Nandika Imanoela Fifaliana22 Mey 2024