Tantara mikasika ny Striking the wrong notes tamin'ny Febroary, 2023
Noraràn'i Kambodza ny rakikira ahitana ny fanafihan'ny polisy ireo mpiasa tamin'ny taona 2014
"Finoan'ny LICADHO ny hoe tsy fandrangitana ilay rakikira, ary lahateny arovana eo ambanin'ny Lalàmpanorenana Kambodziana. Malahelo noho io famerana ny fahalalahana maneho hevitra izahay."