Tantara mikasika ny Striking the wrong notes tamin'ny Desambra, 2021
Hira ‘tsy mendrika’ miisa 42 voarara tsy mahazo mandeha radio amin'ny atoandro ao Indonezia
Voarara tsy mahazo mandeha amin'ny fampielezam-peo ao Indonezia manomboka amin'ny telo maraina ka hatramin'ny folo ora alina ireo hira toa ny an'i Bruno Mars, Jay-Z, Cardi, ary maro hafa. Heverina ho tsy mendrika ireo hira iray satria manonona firaisana ara-nofo, alikaola ary ditra.
Hira malaza, nefa voarara, ao Kiobà
"Fahitana vaovao ho ahy ny fihainoako voalohany ilay hira tamin'ny fotoana izay tsy nahitana sakafo tao an-tranoko."