Tantara mikasika ny Mauritanie, d’un pays instable à un pays pacifique tamin'ny Jolay, 2024
Maoritania: mpisava làlana amin'ny fahalalahana maneho hevitra ao Afrika
Araka ny tondro navoakan'ny RSF momba ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety, Maoritania no lohalaharana amin'ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety ao amin'ny kaontinanta Afrikana sy any amin'ny tontolo Arabo.
Miaina tsy misy aterineto ny vahoaka maoritaniàna nanomboka ny ampitson'ny fifidianana filoham-pirenena
Ao amin'ny Repoblika Islamikan'i Maoritania, manamarika be ny vanim-potoanan'ny fifidianana ny fanapahana tanteraka ny aterineto taorian'ireo hetsipanoherana tao amin'ny firenena
Ivon'ny andavanandrom-piainana ao Maoritania ny fisotroana dite
Ao Maoritania, anisan'ny lova ara-kolontsain'ilay firenena ny dite. Sotroina amin'ny ora rehetra, manome toerana ny fombafomba tena ilaina ho an'ny fampifankahazoana sôsialy izy.