Tantara mikasika ny Russian: a language constantly instrumentalized by ideologies
Fanabeazana ho an'ny vahoaka Romà: Ampira roa tsy nahomby
Mampiseho ny angona ara-tsosialy fa manodidina ny 80 isanjaton'ny ankizy Romà aorian'ny faha-11 taonany no tsy mianatra, izay mitovy tamin'ny fianakaviana tantsaha tany Rosia talohan'ny vanim-potoana indostrialy sy revolisionera
Ny fomba namadihan'ny ady tany Okraina ny lelako
Taorian'ny fananiham-bohitra Rosiana tamin'ny 24 Febroary 2022, nanontany tena aho hoe inona no tokony hataoko amin'ny ampahan'ny atidohako izay mbola niteny foana ny fiteny Rosiana isanandro.
Ny nahatonga ahy nanamavo ny fitenin-dreniko nony farany tao Okraina
Tamin'ny 2022, saika ireo olona rehetra ao Okraina no nahazo toky hoe manankarena, malefaka ary manaitaitra ny fiteny okrainiàna. Nahita ny toerany tao amin'ny fireneny ihany nony farany ilay fiteny notsinontsinoavina hatry ny ela