Tantara mikasika ny Pride 2022: Community resistance tamin'ny Jona, 2022
Tsy hiadaladala no nahatongavako, fa fotsiny hividy voasary makirana
"Antenaiko fa ho avy ny andro izay tsy ho toy izany intsony rehefa hividy voasary makirana aho, ary ny toerana fivarotana tsy ho lasa toerana iray hafa ao anatin'ny fiarahamonina handraisana ny olona araka izay afeniny any anaty zipony any."