Tantara mikasika ny Pride 2021: Growing visibility, increasing attacks tamin'ny Aogositra, 2021
Nisy nandrovitra tamin'ny andron'ny herisetra an-dalambe faharoa avy amin'ny ankavanana hiringiriny ny sainan'ny Vondrona Eoropeana tao amin'ny Parlemanta Zeorziana
Vahoaka an'arivony maro, anisan'izany ireo mpikatroka mpiaro ny zon'ny pelaka sy ireo mpanohana ary ny mpitarika ny mpanohitra, no nivory teo ivelan'ny tranoben'ny parlemanta tao Tbilisi hanohitra ny herisetra atao amin'ireo LGBTQI+ sy ny mpikarakara ny Fireharehana.
Enintaona ny #NiUnaMenos: Ireo fandresena sy fitakiana vaovao an'ny hetsika feminista ao Arzantina
Nahombiazana ary nametraka andiam-pitakiana vaovao ireo fikambanana feminista mihoatra ny 200 ao Arzantina notarihan'ny Ni Una Menos hatramin'ny nanaovany hetsi-panoherana voalohany tamin'ny taona 2015.