Tantara mikasika ny Pride 2021: Growing visibility, increasing attacks tamin'ny Jolay, 2021
Misaona ny fahafatesan'ny mpanoratra an-gazety iray i Georgia
Lesko no amantaran'ny mpiara-miasa aminy azy ao amin'ny TV Pirveli, hita faty tao an-tranony tamin'ny 11 jolay tao Tbilisi ny mpanoratra an-gazety sady cameraman Aleksandre Lashkarava, 37 taona.
Nofoanana tao anatin'ny fanafihana mahery vaika ny diabem-pireharehana tao Tbilisi
Diaben'ny Fahamendrehana, Diabem-pireharehana nokarakaraina tao Tbilisi no nofoanan'ny mpikarakara tao anatin'ny herisetra sy fanafihana ny mpikarakara ny hetsika sy ny mpanao gazety.