Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Tantara mikasika ny Myanmar Election 2020

Namoaka fitaovana ahafahan'ny mpifidy mampitaha ny programan'ny antoko mpifaninana momba ny zon'olombelona ny ONG ao Myanmar

"Ny hanome ny mpifidy fampahalalana feno momba ny fampanantenan'ny antoko politika ny zon'olombelona - na ny tsy fisian'ny fampanantenany - no tanjonay  mba hahafahan'ny mpifidy mandray fanapahan-kevitra feno avy amin'ny torohevitra."

Sivanin'ny vaomieram-pifidianana ao Myanmar ny kabarin'ireo antoko politika mifaninana amin'ny fifidianana

"Ity fanivanana ity dia toa zavatra nataon'ny jadona. Tsy tokony hanakorontana ny feon'ny antoko izy ireo. Tsy tokony hisy ve ny fahalalahana maneho hevitra?"