Tantara mikasika ny Music Club tamin'ny Desambra, 2022
‘Fa tena ahoana mihitsy no nahatonga izany?': Namoaka rakikira manohitra ny ady ilay Rosiana mpiangaly rap
Namoaka rakikira vaovao, "Maharitra dia Maharitra ny Volana Febroary." i Vladi, mpihira sangany ao amin'ny tarika rap malaza, izay voarara any Rosia ankehitriny. Manoritsoritra ny fomba maha-tsy takatry ny saina sy mampihoron-koditra ny fanafihan'ny Rosiana an'i Okraina io hira io.