Ny fahateraham-baovaon'ny rhumba sy ireo mpiangaly mozika mitondra azy ho an'ny andian-taranaka iray vaovao mpitia mozikaMiavaka ny rhumba noho ny fanafangaroany ny gadona avy ao Amerika Latina sy AfrikaMpanoratra Njeri Wangari Nandika (fr) i AGHA Caniva Kung, Candy08 Janoary 2025
Malaza amin'ny mozika Amerikana ny hira fanevan'i Macklemore ‘Hind's Hall’ any GazaHira manome voninahitra an'i Hind Rajab maty tao GazaMpanoratra The New Arab Nandika Raveloaritiana Mamisoa13 Jona 2024
Nanoratra hira rap mitaky ny rariny ho an'ny ray aman-dreniny novoina ilay mpikatroka manohitra ny fitondrana miaramila ao MyanmarNovonoina tamin'ny taona 2022 ny ray aman-dreniny rehefa avy nandositra ny fonja izyMpanoratra Mong Palatino Nandika Raveloaritiana Mamisoa27 Novambra 2023
Ity hira kiobàna malaza vaovao ity dia manainga ireo mpanakanto hiloa-bava hanohitra ireo mpitondra ilay nosyAnatin'ny zavamisy manjombona ao Kiobà, ananan'ny mozika ny hery hanetsika Mpanoratra Luis Rodriguez Nandika (en) i Laura, Ornella11 Mey 2023
Tia ilay hira vaovao an'i Shakira? Henoy ireo hira hafa manome hery avy amin'ny DJ irayArtista pelaka sy feminista maro no nataon'i Bizarrap ho malazaMpanoratra Melissa Vida Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson24 Febroary 2023
Nihira ny ‘Zhyve Belarus’ (Ho ela velona i Belarosia!) ny tarika nambaran'i Lukashenka fa mahery fihetsikaEfa notanana vonjimaika nanomboka oktobra 2022 ireo mpiray tarika sy ny vadiny avyMpanoratra Daria Dergacheva Nandika Raveloaritiana Mamisoa04 Febroary 2023
‘Fa tena ahoana mihitsy no nahatonga izany?': Namoaka rakikira manohitra ny ady ilay Rosiana mpiangaly rap Ho an'ny olona maro, tsy nifarana mihitsy ny Febroary 2022Mpanoratra Daria Dergacheva Nandika Liva Andriamanantena27 Desambra 2022
Afa-manasitrana ny adin-tsisintany ao Azia Afovoany ve ny mozika sy ny feminisma?Nanova ny fiainako mandrakizay ny HockeyMpanoratra Filip Noubel Nandika Andriamifidisoa Zo10 Novambra 2022