Tantara mikasika ny Lingua
Fikafika sy fampahatsiahivana WordPress: Mandika avy amin'ny tranonkala Lingua mankany amin'ny teny anglisy

Hazavain'ity ranty ihany ny fametrahana ny anaran'ny mpandikateny ao amin'ny ranty GV anglisy raha nosintonina avy amin'ny fiteny hafa izany.
Karazam-bokotra vaovao: Filazana dikanteny vita!

Salama daholo, fanavaozam-baovao tselatra izy ity mba hampahafantarana anareo fa nanampy karazam-bokotra vaovao izahay ao amin'ny fandrafetana WordPress Global Voices. Ankehitriny, rehefa misy fandikan-teny mivoaka, dia hahazo mailaka mampahafantatra izany...
Niala tamin'ny maha mpitantana Lingua

Mohamed ElGohary manambara ny fialany tsy ho Mpitantana ny Lingua intsony manomboka amin'ny 31 Desambra.











