Tantara mikasika ny Kazakhstan's illusory stability has cracked tamin'ny Febroary, 2022
Tsy hahavaha olana amin'ny fitsinjaran-karena ao Kazakhstan ny fanekena hijery ambany (hitsongoloka) indray
Raha tsy misy fanavaozana matotra indray amin'ny toekaren'ny firenena, naka fepetra hafa mitsongolokaa ny mpitarika ao Kazakhstan mba hiadiana amin-tahotra ny hantsana eo amin'ny olona— antony lehibe indrindra nahatonga ny hetsi-panoherana malaza tamin'ny volana Janoary.