Tantara mikasika ny "Women, life, freedom" Iran revolts tamin'ny Desambra, 2022
Kianoush Ramazani, mpanao sariitatra: ny fanantenana ao Iràna anatin'ny vanimpotoana sarotra
Kianoush Ramazani, mpanao sariitatra ara-politika nahazo loka sady mpikatroka mafàna fo, manolotra ny heviny momba ny faharetan'ny vahoaka Iraniàna mandritra ny hetsipanoherana misy amin'izao fotoana izao sy ny toeran'ny sariitatra ara-politika ao anivon'ireo endrika hafan'ny fanehoankevitra.