‘Nofinofiko ny mba hahita ireo zaza tsy hatahotra intsony hampiasa ny fitenin'ireo razambeny’: Nehemias Chablé, mpikatroka mafana fo ho an'ny fiteny mayanaAmin'ny alàlan'ny taratasim-baovao, tian'i Chablé hohamafisina ety anaty aterineto ny fiteny mayana.Mpanoratra Nehemias Chable HauNandika Teodora C. Hasegan, Miora07 Jona 2025
Manamafy orina ny vahoaka Tzeltal amin'ny fiteny, tsiro ary fidirambolaManana andraikitra lehibe izahay tanora amin'ny fikajiana sy fikolokoloana ny marika ara-kolontsainaMpanoratra Cristina Agustina Álvarez DíazNandika Teodora C. Hasegan, Andriamifidisoa Zo12 Marsa 2025
Mandra-pahoviana? Ny fiteny Arameàna sy ny lova maharitra navelany ao SiriaFiteny semitika ny arameàna, efa hatrany amin'ny 3000 taona mahery ny fisiany.Mpanoratra Rami AlhamesNandika avylavitra10 Marsa 2025
Ny fanasongadinana ny frantsay sy anglisy no manafaingana ny fitontongan'ny fitenin'ny tompontany ao BenînoMipetraka ho sakantsakana goavana ho an'ireo hetsika fiarovana ny fiteny ny hamaroana tafahoatran'ireo fiteny ampiasaina manerana an'i Benîno.Mpanoratra Megan FahrneyNandika Imanoela Fifaliana09 Marsa 2025
Asa fanaovan-gazety tarihin'ny teratany ho fanamafisana ny teny TzeltalManofana ny tanora ho lasa mpanao gazety ao an-toerana i Juan Vázquez Méndez Mpanoratra Juan Vázquez MéndezNandika Teodora C. Hasegan, Harentsoa Tsiky Rakotoson06 Marsa 2025