Tantara mikasika ny Indonesia: Elections and democracy tamin'ny Febroary, 2024
Nalaza haingana tao Indonezia ny fitahiry ‘Dirty Vote’ milaza halabatom-pifidianana
Nolazain'ny fanadihadiana fa nampiasa ny toerany ny filoha Indonezia ankehitriny, Joko Widodo (nanana anaram-bositra hoe "Jokowi") hanohanana ny firotsahan'ny minisitry ny fiarovana, Prabowo Subianto, izay niteraka ahiahy tsy tambo isaina momba ny zon'olombelona.
Mizara fitakiana mialoha ny fifidianana Indoneziana ny tanora mpifidy
"Samy manana ny tanjany sy ny fahalemeny izy ireo. Sarotra izany ary mila manapa-kevitra tsara aho satria isika rehetra dia misafidy izay hitondra ity firenena ity mandritra ny dimy taona ho avy."