Tantara mikasika ny Highlighting Taiwan's international invisibility
‘Tokony hanohana ny demokrasia ao Swaziland ny vahoaka Taiwaney': Resadresaka nifanaovana tamin'ilay mpikatroka, Tanele Maseko
Brian Hioe, mpamoaka lahatsoratry ny New Bloom, monina ao Taiwan, dia nitafatafa tamin'ilay mpikatroka, Tanele Maseko, vady navelan'i Thulani Maseko, izay maty nisy namono tamin'ny Janoary 2023 tao Eswatini, iray amin'ireo vitsivitsy mpiara-dia ara-diplaomatika amin'i Taiwan.
Taïwan sy Borkina Faso: tantara diplaomatika misaritaka
Tany amin'ny andian-taona 60 dia hita tao Afrika i Taïwan, saingy zara raha misy tsaroana ny amin'izany vanimpotoana izany, araka ny fanazavan'i Dramane Thiombiano, Borkinabe mpikaroka mipetraka ao Taïwan.
Tena mbola tsy misy mpahita loatra ao Taiwan ny Afrikàna
Ao Taiwan, tsy mbola hita loatra ny Afrikàna. Araka izany, rehefa tonga ny 25 May izay ankalazaina isantaona ho Andron'i Afrika, dia nanome hirika tsy fahita firy mba hanandratana ny kolontsaina afrikàna, na dia ho andro iray monja aza.
Raisin'ny olompirenena Taiwaney an-tanana ny fiarovana ny firenena: Antsafa nifanaovana tamin'i Wen Liu Mpampianatra ambony
Ho an'ny olona ao Taiwan miaina ao anaty fandrahonana ara-miaramila tsy tapaka avy any Shina, niteraka fanontaniana mikasika ny fahavononana sy ny faharetan'ny tafika Taiwaney ny fananiham-bohitra feno ataon'i Rosia an'i Okraina sy ny valintenin'ny Tandrefana momba izany.
Nitondra ho amina fanararaotana bebe kokoa ny fialàna tamin'i Taïwan ka nisafidianana an'i Shina: tafa niarahana tamin'ilay Kameroney mpikaroka, Richard Atimniraye Nyelade
Nametraka fifandraisana tamin'i Taiwan aloha i Kamerona tamin'ny nahazoany fahaleovantena, avy eo nikisaka nankany Pékin
Taiwan tsy navela hanatrika ny fivorian'ny OMS: Antsafa niarahana tamin'i Chen Hsin-Hsin, solontenan'i Taiwan
Raha manao ny fihaonambe erantany fanaony ho an'ny fahasalamana erantany (AMS) ny Organisation mondiale de la Santé (OMS), Taïwan kosa mbola mitohy miaina ny fandàvana ny fanatrehany ireo adihevitra fanalahidy momba ny fahasalamam-bahoaka erantany