Tantara mikasika ny GV Insights tamin'ny Avrily, 2021
Mivantana amin'ny 22 Avrily—Myanmar: Fanonganam-panjakana sy tsy fankatoavam-bahoaka
Tsy misy vola aloa ny fotoana ary misokatra ho an'ny rehetra ary halefa aterineto mivantana ao amin'ny Facebook Live, YouTube ary Twitch.
HORONANTSARY/RAKIPEO: Mandrava ny fady amin'ny fanalan-jaza
Tsy nahita ny fandefasana mivantana ny fivoriana Global Voices Insights momba ny zon'ny fanalan-jaza any amin'ny firenena miisa dimy tamin'ny 7 Aprily ve ianao ? Indro ny famerenana.