Manimba ny asan'ireo mpiompy any Himalaya ny krizy ara-toetrandroNandao ny asa fanaon- drazany ireo Nepaley mpiandry ondry noho ny fiovaovan'ny toetrandroMpanoratra Nepali TimesNandika Faniry Nicole13 Jolay 2024
Simenitra araraka an-tanimbary ao NepalAtelin'ny fiitaran'ny tanàna ny tanimbary ao amin'ny firenena HimalayanaMpanoratra Nepali TimesNandika Andriamifidisoa Zo09 Jolay 2024
Tafavoaka ho tsy lany tamingana ny wombat be volon'orona any Aostralia avaratraNalefa amin'ny toerana feno ala azo antoka ny karazam-biby tandindomin-doza Mpanoratra Kevin RennieNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson30 Jona 2024
Miara-monina ny fianakaviana miara-mamboly any NepalMirona amin'ny fambolena lovainjafy ny fianakaviana hiadiana amin'ny krizin’ny toetr'androMpanoratra Nepali TimesNandika Liva Andriamanantena10 Jona 2024
Mitombo ny fahasorenan'ny vahoaka ao Thailandy noho ny krizin'ny fahalotoan'ny rivotra ao Chiang MaiMartsa sy Aprily no ratsy indrindra maneran-tany ny rivotra tao an-tanàna Mpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa02 Mey 2024
Famahana ny olana ateraky ny ahidratsin-drano ao NepalMahavelona sady loharanombola mateza ny tsikafon-davaMpanoratra Nepali TimesNandika Andriamifidisoa Zo30 Marsa 2024
Fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin'ny andrana nokleary tany amin'ny Nosy MarshallNanamarika ny faha-70 taonan'ny andrana nokleary tao Bikini ny fihetsiketsehanaMpanoratra Mong PalatinoNandika Raveloaritiana Mamisoa12 Marsa 2024
Ampikarohana ny koala sarobidin'i AostraliaFahita taloha fa ankavitsiana izaoMpanoratra Kevin RennieNandika Andriamifidisoa Zo05 Febroary 2024
Tondra-drano any Brezila, nanjary adihevitra nasionaly ny fanavakavahana ara-tontolo iainanaVoambolana nampiasana hanondroana ny fiantraikan'ny toetrandro any Rio de JaneiroMpanoratra Global Voices BrazilNandika Raveloaritiana Mamisoa25 Janoary 2024
Aostralia-Tuvalu Falepili Union: Ny rariny ara-toetrandro sa ny fifanaraham-piarovana?Fifanarahana voalohany momba ny toetrandro nifanaovan'i Aostralia tamina firenena ao PasifikaMpanoratra Mong PalatinoNandika Imanoela Fifaliana22 Novambra 2023