Krizy henjana kokoa momba ny fako no nabaribarin'ny tondradrano tao KathmanduNaverin'ny renirano tany amin'ireo mponina nanary azy ireny ihany ny fakonyMpanoratra Nepali TimesNandika avylavitra29 Oktobra 2024
Fametrahana anaty sarintany ireo ala mihakely ao amin'ny faritr'i Terai ao NepalHatramin'ny nisian'ny valanaretina dia nitombo ny fanapahana tsy ara-dalàna ny alaMpanoratra Nepali TimesNandika avylavitra28 Oktobra 2024
Fanirian'ireo firenena ao Pasifika ny hanaovana ny ‘famotehana tontolo iainana’ ho heloka bevava iraisam-pirenenaFirenena telo no nametraka fangatahana eny anivon'ny Fitsarana Iraisampirenena misahana ny Heloka Bevava.Mpanoratra Mong PalatinoNandika Candy27 Oktobra 2024
Mitaky ny rariny amin'i Etazonia noho ny andrana nokleary nataony tao Pasifika ny Vondronosy MarshallNamela taratra radioaktifa mahafaty ny andrana noklearin'i EtazoniaMpanoratra Mong PalatinoNandika Andriamifidisoa Zo27 Oktobra 2024
Tondradranon'i Nepal: Fifalian'ny fetibe nivadika ho fahapotehana tanteraka noho ny voina tsy mbola nisy toa izanyMiezaka ny hiverina any an-tranony sady miankina amin'ny vonjitatria ny tra-boina hiavotan-tenaMpanoratra Benju LwagunNandika Andriamifidisoa Zo05 Oktobra 2024