Tantara mikasika ny Green Voices tamin'ny Oktobra, 2023
« Tsy maintsy averintsika ametrahana fanontaniana anatin'ny ara-dalàna ny momba ny fanjanahantany», hoy ilay Kôlômbiàna mpisolovava
« Mino aho fa ilaina any rafi-pitsaràna iray mandray anaty kajiny ny tany izay ifampizaràntsika amin'ireo zava-miaina isankarazany [...] ary mampiditra ho ao anatin'ny fanadihadiana araka ny lalàna ireo fahalalàna nananan'ireo razambe. »