‘Tsy haintany fa fandrobàna,’ hoy ireo mpikatroka lazaina ho jiolahy amin'ny lalàna vaovao ao Querétaro, MeksikaIankinan'ny ain-dehibe ny fahazoana rano anatin'izao hamehana ara-toetrandro izaoMpanoratra Elvira Herrera Nandika (en) i Laura, Andriamifidisoa Zo25 Oktobra 2022
Feno alika nilaozan'ny tompony ny tendrombohitra Makedoniana ka mampidi-doza ireo lynx efa ahiana ho lany taranakaLasa karazana iray mandrahona ny lynx ireo alika nariana mirenirenyMpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson21 Oktobra 2022
Nalaza ny teny hoe ‘Aiza ny filoha?’ rehefa namely an'i Filipina ny rivodoza mahery vaikaNandefa bilaogin-dahatsary momba ny diany tany Etazonia i MarcosMpanoratra Mong Palatino Nandika Salohy Randriafanomezantsoa20 Oktobra 2022
Makedoina Avaratra : amboadia atao lasibatra sy vonoina50 euros no tambiny ho an'ny fihazana sy famonoana amboadia iray.Mpanoratra Metamorphosis Foundation Nandika (fr) i Rémy Vuong, Sylvia Aimée12 Oktobra 2022