Tantara mikasika ny Gabon: changement dans la continuité? tamin'ny Novambra, 2023
‘Ilaina atonta ao anivon'ny fireneny ny literatiora gabône': Antsafa niarahana tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady mpikatroka ho an'ny literatiora
Mba hamantarana misimisy kokoa ny literatiora gabône, ny Global Voices dia nitafa tamin'i LePresqueGrand Bounguili, pôeta sady olon'ny anjerimanontolo gabône mipetraka any Kanadà, ary mpanentana anatina hetsika marobe miompana amin'ny tononkalon'ny fireneny.