‘Nofinofiko ny mba hahita ireo zaza tsy hatahotra intsony hampiasa ny fitenin'ireo razambeny’: Nehemias Chablé, mpikatroka mafana fo ho an'ny fiteny mayanaAmin'ny alàlan'ny taratasim-baovao, tian'i Chablé hohamafisina ety anaty aterineto ny fiteny mayana.Mpanoratra Nehemias Chable HauNandika Teodora C. Hasegan, Miora07 Jona 2025
Manamafy orina ny vahoaka Tzeltal amin'ny fiteny, tsiro ary fidirambolaManana andraikitra lehibe izahay tanora amin'ny fikajiana sy fikolokoloana ny marika ara-kolontsainaMpanoratra Cristina Agustina Álvarez DíazNandika Teodora C. Hasegan, Andriamifidisoa Zo12 Marsa 2025
Asa fanaovan-gazety tarihin'ny teratany ho fanamafisana ny teny TzeltalManofana ny tanora ho lasa mpanao gazety ao an-toerana i Juan Vázquez Méndez Mpanoratra Juan Vázquez MéndezNandika Teodora C. Hasegan, Harentsoa Tsiky Rakotoson06 Marsa 2025
Manavotra ny fombandrazanay Maya amin'ny alalan'ny fanaovana lahatsary fanadihadiana fohyMila mahatsapa ny lanjan'ny teniny sy ny kolontsainy ny tanora tompontanyMpanoratra Yamily Abigail Hu YamaNandika Teodora C. Hasegan, Miora05 Marsa 2025
Lalao an-dahatsary natao hitahirizana ny fomba fijerin'ny Tzotzil an'izao tontolo izaoNy teknôlôjia ho toy ny tetezana eo anelanelan'ny lasa sy ny hoavyMpanoratra Manuel De Jesús Pérez PérezNandika Teodora C. Hasegan, Imanoela Fifaliana07 Febroary 2025
Fitaovam-pampianarana nomerika hanamafisana ny fanoratàna ny fiteny TzeltalIreo fitaovana fampianarana ny fiteny Tzeltal dia manampy amin'ny fihazonana ireo fiteny indizeny no sady miteraka fianarana manandanja mandritra ny fahazazàna.Mpanoratra Juan Carlos Gómez PérezNandika Teodora C. Hasegan, Candy05 Janoary 2025
Kin t'anik in na'tsil t'aan yéetel ka'anal óolil. Ny fàkan'ny mayana fitenikoFanamafisana ny fiteny mayana ary ny fomba fijerin'izao tontolo izao ny zanak'i DzitbalchéMpanoratra Carlos Alberto Chi ChanNandika Teodora C. Hasegan, Miora30 Novambra 2024