Mitaky ny rariny ny fihetsiketsehana roa taona taorian'ny nahamaizan'ny hopitaly COVID-19 tany Makedonia Avaratra14 no namoy ny ainy, roa taona nanadihadiana, tsy nisy nigadra noho ny 'kolikoly' Mpanoratra Metamorphosis FoundationNandika Harentsoa Tsiky Rakotoson22 Septambra 2023
Shina : itarainan'ireo zokiolona ny fanavaozana ny fiahiana ara-pahasalamanaMangarona ny paosin-dry zareo no fahitan'ireo mpanoa hetsipanoherana ny governemantaMpanoratra Oiwan LamNandika AGHA Caniva Kung, Sylvia Aimée05 Septambra 2023
Ny dian'ny mozika parang ao Trinidad, anatina podcast fampahafantarana irayAvy any Venezoelà no nampidirina tao Trinidad&Tobago ilay mozikaMpanoratra Janine Mendes-FrancoNandika Imanoela Fifaliana22 Jona 2023
Taiwan tsy navela hanatrika ny fivorian'ny OMS: Antsafa niarahana tamin'i Chen Hsin-Hsin, solontenan'i TaiwanNisitraka ny sata maha-mpanaramaso nandritra ny valo taona i TaïwanMpanoratra Filip NoubelNandika Filip Noubel, Imanoela Fifaliana25 Mey 2023
Tatitra maneho ny haavon'ny kolikoly tamin'ny fitantanan'ny vola natokana ho an'ny Covid tao AfrikaOlana manerana an'i Afrika manontolo ny fanodinkodinam-bola tamin'ny ady amin'ny Covid.Mpanoratra Jean SovonNandika Ornella28 Febroary 2023
Miisa 37 niakatra 60.000: Mbola manjavozavo ny angon-drakitra ofisialy momba ny fahafatesana vokatry ny COVID-19 any ShinaNandiso ny tarehimarika ofisialin’ny maty tamin’ny COVID-19 ireo mpiseran’ny media sosialy ShinoaMpanoratra Oiwan LamNandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Febroary 2023
Zeorzia : ny COVID-19 ve no niteraka ny krizim-pinoana ao anivon'ny eglizy ôrtôdôksa?Na nisy aza ny fameperana, notazon'ilay eglizy ihany ny fikarakaràna ireo fotoam-pivavahana tamin'ny Paska.Mpanoratra Teona KakhianiNandika Joseph Léandre, avylavitra13 Febroary 2023
Ao Togo, ampiasain'ilay mpihira Elias Atayi ny mozika mba ho mpivoy ny resaka zon'olombelonaAvy amin'ny mozika, inoan'i Atayi ny mety hisian'ny tontolo iray tsara kokoaMpanoratra Jean SovonNandika Alyssa Ollivier, Candy06 Febroary 2023
Nahoana no nesorina tao amin'ny rafitra fiantohana ara-pahasalamana any Shina ny fanafody COVID-19 lehibe Paxlovid?Vola io hoy ny sasany, politika hoy ny hafaMpanoratra Oiwan LamNandika Raveloaritiana Mamisoa27 Janoary 2023
Misokatra indray mialoha ny taombaovao manara-bolana ny sisintany ifanoloran'i Hong Kong sy i ShinaMisokatra anaty fihanaky ny COVID-19 ao Shina indray ny sisintanyMpanoratra Oiwan LamNandika Andriamifidisoa Zo20 Janoary 2023