Tantara mikasika ny Côte d’Ivoire, puissance régionale
Vehivavy ao amin'ny sehatrasa fitrandrahana ao Afrika: Lahatsary fanadihadiana nataon'i Aïssatou Fofana
Amin'ny ankapobeny, heverina ho asa anjakan'ny lahy ny fitrandrahana harena ankibon'ny tany. Na izany aza, maro amin'ireo vehivavy Afrikana no miasa amin'ity sehatrasa mivoatra haingana ity.
Ao Côte d'Ivoire, leferin'ny lalàna ny vondrom-piarahamonina LGBT+, fa tsy eny anivon'ny fiarahamonina
Tsy heloka bevava ao Côte d'Ivoire ny fiarahan'ny olona mitovy taovam-pananahana, saingy tsy manana fiarovana araka ny lalàna ny vondrom-piarahamonina LGBT+. Anatin'io toejavatra io, miaina eny ivelan'ny fiarahamoniny ireo olona hafahafa