Tantara mikasika ny Global Climate Justice Fellowship
Mampivelatra fiara elektrikan'i Shina: ny revolisiona maitso sy ny tinakiny ara-tontolo iainana ao Azia Afovoany
Kinedrin'i Shina ny hampitombo ny fanondranana fiara mandeha herinaratra any Azia Afovoany, saingy, mety hanakana ny vokatsoan'ity fifindrana fiara maitso ity ny tambajotran'angovo mifototra amin'ny arintany sy ny fampitomboana ny tetikasam-pitrandrahana mifandraika amin'ny (famokarana fiara mandeha herinaratra).
Ny mety sy ny tsy mety amin'ny fampiasam-bola shinoa eo amin'ny sehatry ny fitrandraham-bolamenan'i Tajikistan
Fehezin'i Shina ny maherin'ny 75 isanjaton'ny volamenan'i Tajikistan, mitera-bola goavana ho an'ny governemanta tajik izany fa manimba kosa ny olompirenena sy ny rohivoary.
Ny toerana manahirana tànan'i Shina ao anatin'ny tetezamita ara-angovo diavin'i Afrika
Fahafahana mahazo herinaratra ho an'olona an'arivony maro no entin'ny fampiasambolan'i Shina amin'ny sehatry ny angovo madio any amin'ireo firenena ao Afrika Atsinanana.