Ao Burundi, fitondràna miaina krizy sy tanora mandositra faobe ny fireneny100% ny seza azon'ny CNDD-FDD nandritra ny fifidianana solombavambahoaka tamin'ny 5 Jona teo.Mpanoratra Afrique XXINandika avylavitra18 Jolay 2025
Mbola fanamby goavana ny fambolen-kazo ao BurundiMbola ilaina ny arina fandrehitra ahandroana sakafoMpanoratra Leon Masengo, Jean SovonNandika Jean-Christophe Brunet, Miora Sandra Rajaoharifetra02 Mey 2025
Befelatanana, karazan-javamaniry tandindonim-paharinganana ao BorondiNandray anjara ihany koa tamin'ny fandringanana ny hazo befelatanana ilay ady an-trano tamin'ny 1993Mpanoratra Global Voices en françaisNandika avylavitra01 Mey 2025
Ao Borondi, manosika ireo mpanao gazety hanivana ny tenany sy honina an-tsesitany ny tsy fisian'ny tena fahalalahana maneho hevitraAny an-tsesitany ny gazety sasany no miverina miforonaMpanoratra Jean SovonNandika avylavitra11 Marsa 2025