Ny fanasongadinana ny frantsay sy anglisy no manafaingana ny fitontongan'ny fitenin'ny tompontany ao BenînoMipetraka ho sakantsakana goavana ho an'ireo hetsika fiarovana ny fiteny ny hamaroana tafahoatran'ireo fiteny ampiasaina manerana an'i Benîno.Mpanoratra Megan FahrneyNandika Imanoela Fifaliana09 Marsa 2025
Tafa nifanaovana tamin'ilay mpanoratra ny rakibolana vaovao Frantsay-Éwé ao TogoMihoatra ny 7,5 tapitrisa ireo olona ao Ghana, Togo sy Bénin mampiasa ny fiteny éwéMpanoratra Jean SovonNandika Ornella09 Janoary 2025
Roméo Mivekannin: « Ratra tsy nikombona ny tantaram-panjanahana»i Roméo Mivekannin dia zafiafin'ny mpanjaka Béhanzin, mpanjakan'ny Fanjakan'i Dahomey ao amin'i Bénin amin'izao fotoana izaoMpanoratra Afrique XXINandika Miora12 Septambra 2024
Ao Bénin, tena misy fahamaroana gazety, saingy tsy afa-bela amin'ny sivana anefaKanefa firenena voatonona hatrizay ho maodely demaokratikaMpanoratra Jean SovonNandika Miora18 Febroary 2024