Tantara mikasika ny An eye on PRIDE 2024 tamin'ny Jolay, 2024
Ny olan'ny “Yan Daudu”: Mamakivaky ny maha-izy ny pelaka pre-islamika any Nizeria maoderina
Ny teny hoe "Yan Daudu", nadika hoe "Zanak'i Daudu", dia manondro lehilahy mitoe-behivavy ao amin'ny Hausa, foko iray any avaratr'i Nizeria.