Notafihana ny the Conscience: Tantaran'ny fanampiana, fanginana ary hanoananaTsy vao sambany ny fanafihana amin'ny alalan'ny drôna ny sambo mitondra fanampiana mahaolona ho an'i Gaza Mpanoratra Walid El HouriNandika Raveloaritiana Mamisoa03 Septambra 2025
Fanarahamaso mandeha ho azy, famonoana voakendry, ary ady mampiasa AI ao Gaza: antsafa nifanaovana tamin'i Khalil Dewan, manampahaizana momba ny lalànaNy hoavin'ny ady no hitantsika ao GazaMpanoratra UntoldMag, Walid El HouriNandika avylavitra24 Jolay 2025
Firaisankina iharan'ny fahirano: Mamoritra ireo hetsika manohana Palestiniana i EjiptaMihalalina ny hanoanana ao Gaza, managadra mpikatroka i Egypta sy manakana ny fanampiana, mamadika ny firaisankina ho fandikan-dalànaMpanoratra Walid El HouriNandika Raveloaritiana Mamisoa07 Jolay 2025
Anarana mitovy any Gaza: Mitondra ireo maritiora miaraka aminay any am-pielezanaNanomboka tamin'ny taona 2023, nitondra an'i Safas tany Gaza na aiza na aiza aho, nitarika ny fanapahan-kevitra lehibe nataoko ary hahatsapa ny vesatry ny andraikitra hiainana.Mpanoratra SafaNandika Raveloaritiana Mamisoa20 Janoary 2025
Olona miisa 500 no maty, andro nahafatesana olona betsaka indrindra tany Israely, Libanona ka nomelohina ho heloka bevava amin'ny adyMidaroka baomba amin'ny faritra sivily i Israely amin'ny lazaina ho fisian'ny fanaovana “ampinga olombelona”Mpanoratra Walid El HouriNandika Salohy Randriafanomezantsoa08 Desambra 2024
Adin'Israely amin'ny Firenena Mikambana: Mety ho fanombohan-javatra mampidi-doza ny fandraràna ny UNRWAMiteraka ahiahy manerantany amin'ny vonjy voina ny lalàna iray manondro ny Sampandraharahan'ny Firenena Mikambana ho ‘vondrona mpampihorohoro’Mpanoratra Walid El HouriNandika Andriamifidisoa Zo27 Novambra 2024
Maninona ireo vondrona iraniana mpiaro ny zon'olombelona no mangina na dia mihahenjana aza ny fifandiran'Israel-IranAsehon'ireo mpikatroka menavazan'ny fiarovana ny zon'olombelona ireo kasinga manasaro-javatra ny toe-draharahaMpanoratra Fred PetrossianNandika Andriamifidisoa Zo02 Novambra 2024
Fitomboam-pandaniana ara-miaramilan'i Iran: Eritreritry ny fanamafisana ny lafiny ara-miaramila manoloana ny fitomboan'ireo fifandirana ao amin'ny faritraTaratry ny fihozongozonana lehibe izoran'izao tontolo izao ny fisondrotan'ny fandaniana ara-miaramila ao Azia Andrefana, Eoropa, ary Azia atsinananaMpanoratra Walid El HouriNandika Andriamifidisoa Zo08 Oktobra 2024