Tantara tamin'ny Jona, 2019
Fantaro ny tarehy tsy dia matotra loatra an'i Ahmed Jedou avy any Maoritania

Mety ho mpikatroka matanjaka sy mpandala resy lahatra ny demokrasia ao amin'ny fireneny i Ahmed: Maoritania izay tena maha-Masoivoho tsara azy eto anivon'ny GV. Ivelan'izany rehetra izany, manana kalitao hafa izany afaka jerenao ao anatin'ity lahatsoratra ity i Ahmed. Mamakia finaritra !
Ity herinandro ity tao amin'ny tontolon'ny blaogy Syriana
Blaogera maro indray no niresaka mikasika ny lohahevitra maro tao amin'ny tontolon'ny blaogy Syriana.
Gloval Voices: Tetezana mampifandray fomba fijery maro

Efa zazalahy be ahiahy hatrany aho hatramin'izay. Mihamanjavona ny fahanginan'ireo tantara madinika nahafinaritra afaka nobanjiniko teo amin'ny fiainako andavanandro ary indrisy fa mijanona ho voafetra ao anatin'ny fahatsiarovan'ireo niaina azy na ao anatin'ny fanahin'ny fitantarana ataon'ireo manam-bitana izay afaka niditra tamin'izany antsoina loatra hoe fampahalalam-baovao izany, zava-mitranga matetika ao Afrika.
Avy tamin'ilay Fihaonambe: Vondrompiarahamonina tsy mbola fandre ary Fiatrehana ireo fanamby

Nandritra ilay fihaonana anatiny natao nandritra ny Fihaonamben'ny GV tany Cebu, nametraka fanontaniana lehibe ho an'ireo mpanatrika aho nandritra ny anjara famelabelarana Rising Voices nataoko. Nangatahako izy ireo hieritreritra mikasika ireo vondrompiarahamonina tsy dia voasongadina loatra anatin'ny Aterineto. Nanontaniantsika io satria izany no tadiavin'ny RV ho vahana
Torohevitra isankerinandro mikasika ny Fanoratana: Mifandray amin'ny Mpamaky

Manazava i Janine, mpanonta lahatsoratra GV ho an'ny faritra Karaiba, fa ireo lahatsoratra miresaka amin'ny olona no manako indrindra any amin'ny mpamaky.
Translator Newsletter: Rehefa tsy adika, Ny lahy sy vavy eo amin'ny fiteny sy ny maro hafa!

Araka ny mety ho fantatrao amin'ny fiteny maro, manana ny sokajiny ny anarana. Amin'ny teny Espaniôla, ohatra, vavy ny seza ary lahy ny vata fampangatsiahana. Ny fiteny Anglisy anefa dia manalavitra izany amin'ny ankapobeny ary tsy mampiasa sokajy mba hamaritana ireo tsy olombelona. Ahoana no nahatonga izany?
Avy any amin'ny Tahiry: Vongany 7 amin'ny Soratra Feno Fahendrena

Taona roa mahery nanomezana Torohevitra Isankerinandro Momba ny Fanoratana izay midika fa nifampizara torohevitra tsara marobe isika momba ny fanoratana sy ny fanaovana tatitra. Amin'ity #TamberinaAlakamisy ity, ndeha hiverenantsika jerena ireo lasa.
Jatta Wöötanö: “Haino aman-jery niomerika, fahafahana lehibe ho an'ireo Vondrompiarahamonina Teratany”

Nikarakara andiana atrikasa maro ho fampiofanana ara-nomerika ireo vondrom-piarahamonina Yekuana ao amin'ny Amazonia Venezoeliana ilay tetikasa Jatta Wöötanö mba hizarana ny zava-misy iainan'ireo vondrom-piarahamonina teratany.