Nahoana aho no mampiasa ny zoko ho afaka hanao hetsipanoherana aty Trinidad & Tobago'Tsy maningana akory ny vondrom-piarahamonina misy ahy'Mpanoratra Guest Contributor Nandika Miora24 Desambra 2023
Sehatra Krismasy naorin'ny fiangonana ao Betlehema anaty fatin-korontanaIsarihana ny sain'izao tontolo izao ho amin'ilay fandripahana ao Gaza, eo amin'ny toerana nahaterahan'i KristyMpanoratra The New Arab Nandika avylavitra24 Desambra 2023
Fahazarana tsara vintan'ireo ao Gaza hoe ?Mifoha aho. Mbola velona. Manontany tena aho hoe : "Zavatra tsara ve izany ?" Mpanoratra We Are Not Numbers Nandika Miora24 Desambra 2023
Hong Kong: miatrika fandrahonana ara-pitsarana ireo mpamandrika amin'ny fantsona sy blaogin'ny mpikatrokaNisambotra mpamandrika sehatra anjotran'ny mpikatroka an-tsesitany ny polisin'ny Hong KongMpanoratra Oiwan Lam Nandika Andriamifidisoa Zo24 Desambra 2023
[Karatra paositaly misy feony] “Fiarahabàna avy amin’ …” i Umasoye, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Ekpeye avy ao NizeriàHenoy ny anjorian'i Umasoye amin'ny antsoiny hoe famelomana indray ny fiteny.Mpanoratra Malcolm Bamba Nandika Miora23 Desambra 2023
Adihevitra manodidina ny fandraràn'ny parlemantan'i Kenya ny ‘akanjo Kaunda’ sy ny fitafy nentin-drazana afrikanaAnarana avy amin'i Kenneth Kaunda mpanorina an'i Zambia ny fitafianaMpanoratra Zita Zage Nandika Andriamifidisoa Zo23 Desambra 2023
Nodimandry teo amin'ny faha-65 taonany i Benjamin Zephaniah, poeta britanika tsy manam-paharoa manana faka avy any Karaiba ary manintona be ao anatina fiarahamonina manana kolontsaina marolafy"Tiany hiverina mametra-panontaniana momba ny zavatra rehetra ny olona "Mpanoratra Emma Lewis Nandika Miora22 Desambra 2023
Ny fomba fampiasàn'ny sambo misoratra anarana ao amin'ny Vondrona Eoropeana ny sainam-pirenena hafa hanafenany ny jono tsy ara-dalàna, tsy misy tatitra ary tsy voafehy ataony ao Afrika AndrefanaSambo roambinifolo an'ny Vondrona Eoropeana voarakitra ho mampiasa ny sainan'i Kamerona.Mpanoratra Zita Zage, iWatch Africa Nandika (fr) i Abdoulaye Bah, Imanoela Fifaliana21 Desambra 2023
Nankatoavin'ny parlemantan'i Kyrgyzstan ny fanovana ny sainam-pirenenaManao bemarenina amin'ny tsikeram-bahoaka ny mpitarika ny firenenaMpanoratra Nurbek Bekmurzaev Nandika Andriamifidisoa Zo21 Desambra 2023
Androm-piravoravoana ny volana Desambra manontolo ao KôlômbiaMihoatra lavitra noho ny fiaretantorin'ny Noely ny fialantsasatry ny Krismasy ao KôlômbiaMpanoratra Kelly Chaib De Mares Nandika Ornella21 Desambra 2023