‘Strollout’ no teny malaza 2021 any Aostralia: Milaza ankolaka ny famoahana vaksiny mitarazoka sy ny fanemorana ny hetsika momba ny toetrandroVoatsikera noho ny fitavozavozana amin'ireo olana lehibe i Scott MorrisonMpanoratra Kevin RennieNandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Novambra 2021
Marihan'i Okraina ny tsingerintaonan'ny hetsika Euromaidan tamin'ny andron'ny fahamendrehana sy ny fahafahanaIaino indray ny fitantaran'ny Global Voices ny Revolisionan'ny FahamendrehanaMpanoratra Tanya LokotNandika Andriamifidisoa Zo22 Novambra 2021
Lalàna maneritery: lalàna vaovao ho an'ny heloka an-tserasera ao LibiaLibiàna marobe mihevitra fa manitsakitsaka ny zony ireo lalàna vaovaoMpanoratra SMEXNandika avylavitra21 Novambra 2021
Manampahefana ao Indônezia, manandrana manampim-bava ireo mpikatroka ao amin'ny Greenpeace, niova làlana rehefa voakianaNokianin'ny Greenpeace ny politikam-pandripahana ala ao Indonezia, teraka ny resabe.Mpanoratra Sydney AllenNandika avylavitra21 Novambra 2021
Rooppur: Rosia kely ao Bangladesh'Rooppur sa Russpur? Amarino indray ny anarana tsy ofisialy'Mpanoratra RezwanNandika Andriamifidisoa Zo20 Novambra 2021
Avy any Meksika hatrany Aostralia, miverina mandinika ny aterineto ho an'ny fitenin-dry zareo ireo tanora teratanyHira ka hatramin'ny TikToks, raisin'ireo tanora indizeny an-tànana ny aterinetoMpanoratra Melissa VidaNandika avylavitra19 Novambra 2021
Latino mpifindramonina ao Etazonia: Niova ve ny toe-draharaha?Na manantaratasy na tsia, sarotra ny fiainana ho an'ireo Latinos any EtazoniaMpanoratra Amedeo BastianoNandika Naomy19 Novambra 2021
Ho an'ny Tibetana tsy manana fanjakana mijoro sy miparitaka, safidy tsara ho an'ny mpifidy ny fitaovam-baovao anjotraManandrana manentsina banga ho an'ny demaokrasia-vao-teraka ny 'SmartVote Tibet'Mpanoratra Sonam Palmo BrunnerNandika Raveloaritiana Mamisoa18 Novambra 2021
Taiwan: Takian'ireo niharan'ny lahatsary vetaveta nampiasàna “deepfake”ny hisian'ny lalàna vaovao manohitra ny herisetra ara-nofo any anaty habaky ny aterineto"Tena nivaingana ny dona sy ny henatra tsapan'ireo niharany."Mpanoratra Oiwan LamNandika avylavitra18 Novambra 2021
Velona ny lova navelan'ilay vazimba Kolombiana mpanangom-baovao novonoinaMaty voatifitra nandritra ny fanangonam-baovaon'ny fanoherana tamin'ny tanin'ny indizeny izyMpanoratra J. Fernanda Sánchez JaramilloNandika Andriamifidisoa Zo18 Novambra 2021