Janoary, 2009

Tantara tamin'ny Janoary, 2009

Bolivia: Mifampitana @ Tazo Dengy

Nandrava ny fambolena sy ny tranon'olo-tsotra noho ny fiakaran'ny rano ny fiavian'ny orana any amin'ny faritra atsinanan'i Bolivia. Etsy ankilan'izany dia mamorona toeram-pitomboan'ny moka mpampiely ny tazon'ny dengue io orana...

24 Janoary 2009

Shina: Vitanao ve ry Obama?

Nahavita ny fianianany amin'ny mahafiloha Afrikana Amerikana azy voalohany, sy ao anatin'ny fitiavan'ny vahoaka azy indrindra i Obama. Nahavory vahoaka hatramin'ny 2.000.000 moa ny fametrahana azy amin'ny toerany ary tapatapaky...

24 Janoary 2009

Angola: Ny herisetra ao an-tokantrano no mitombo sa ny fahatsiarovantena?

Nitombo haingana ny tahan’ny herisetra ao an-tokantrano ao Angola fa kosa Sorik’endrika tsara izany: hoe mitatitra misimisy kokoa, efa manakaiky ny levilevy (herisetra) ny manjo ireo vehivavy Angolana – na ry zareo araraotin’ireo vadiny na araraotin’ireo sipany. Kanefa, ny isa ihany ve no nitomba sa ny toe-javatra izay mampiseho ny ahiahy goavana momba izany heloka izany?

23 Janoary 2009