Septambra, 2007

Tantara tamin'ny Septambra, 2007

Korea: Ny toetra araka ny sokajindra

Manambara ny mpikaroka ao amin’ny Oniversiten’Yonsei fa vao nahatontosa fikarohana manaporofo fa samihafa araka ny sokajin-dra ny toetra manokana mahaizy ny olona iray (personality). Niorina tamina volavolam-pikarohana 50 mikasika ny...

24 Septambra 2007

Goatemala: Ireo Vahoaka Hafavolokoditra

Taranaky ny teratany (hataontsika hoe hafavolokoditra eto)[indigenes] efa teto talohan’ny nahatongavan’ny Eoropeana ny maro an’isa amin’ny mponina eto Goatemala. Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto. Noho izany zavamisy...

22 Septambra 2007

Shina: Very Saina Ve i Crazy English e?

Toeram-pampianarana tsy miankina mampirisika fomba fampianarana teny anglisy vaovao ny sekoly Crazy English naorin’I Li Yang; izany hoe, manadino amin’izay ny fehezanteny anglisy tranainy ary mitady araka izay azo atao...

19 Septambra 2007